halintsoa

Mivavah ka aza mitsahatra

fanintsoa | 01 Septambra, 2006 16:22

fanintsoa

Be fitiavana Jesosy Kristy

fanintsoa | 01 Septambra, 2006 16:01

fanintsoa
Koa raha misy olona ao aminy Kristy efa lasa ny zavatra taloha ho tonga vaovao ny zava-drehetra

Tsy misy tahaka ny Jeso ,eo aminy irery hiany ny fahatsarana

fanintsoa | 01 Septambra, 2006 15:56

fanintsoa
Matokia any Jehovah aminy fonao rehetra .
Fa aza miakina aminy fahalalanao.
Maneke azy aminy alehanao rehetra ,fa izy adamina ny lalanao

asandrato Andriamanitra fa mendrika izany izy

fanintsoa | 01 Septambra, 2006 15:49

fanintsoa

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb