halintsoa

Categorie: lalaina

zahay sy lalie io a

Mivavah ka aza mitsahatra

Be fitiavana Jesosy Kristy

Koa raha misy olona ao aminy Kristy efa lasa ny zavatra taloha ho tonga vaovao ny zava-drehetra

Tsy misy tahaka ny Jeso ,eo aminy irery hiany ny fahatsarana

Matokia any Jehovah aminy fonao rehetra . Fa aza miakina aminy fahalalanao. Maneke azy aminy alehanao rehetra ,fa izy adamina ny lalanao

asandrato Andriamanitra fa mendrika izany izy

tsara ny tompo

tsy misy tsara no Atra

tsara ny Tompo

feno fifaliana lanlandava ny fiainana mananaan'Atra. Satria lay Atra tsy mba manary na mandao,ary na mandalo olana aza hianao ,dia ampetrao aminy fa izy no andamina ny lalanao
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb