zahay sy lalie io a
fanintsoa | 10 Septambra, 2006 18:33
fanintsoa | 10 Septambra, 2006 18:31
Mivavah ka aza mitsahatra
fanintsoa | 01 Septambra, 2006 16:22
Be fitiavana Jesosy Kristy
fanintsoa | 01 Septambra, 2006 16:01
Koa raha misy olona ao aminy Kristy efa lasa ny zavatra taloha ho tonga vaovao ny zava-drehetra
Tsy misy tahaka ny Jeso ,eo aminy irery hiany ny fahatsarana
fanintsoa | 01 Septambra, 2006 15:56
Matokia any Jehovah aminy fonao rehetra .
Fa aza miakina aminy fahalalanao.
Maneke azy aminy alehanao rehetra ,fa izy adamina ny lalanao
asandrato Andriamanitra fa mendrika izany izy
fanintsoa | 01 Septambra, 2006 15:49
tsara ny tompo
fanintsoa | 31 Aogositra, 2006 09:58
tsara ny Tompo
fanintsoa | 23 Aogositra, 2006 18:51
feno fifaliana lanlandava ny fiainana mananaan'Atra.
Satria lay Atra tsy mba manary na mandao,ary na mandalo olana aza hianao ,dia ampetrao aminy fa izy no andamina ny lalanao
tsara ny tompo
fanintsoa | 20 Aogositra, 2006 19:40
tsara ny tompo